Tano ny Finoana (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mzrms Mendrika ny ho deraina,
Ilay Andriamanitra Fitiavana.
Nanorina Fiangonana
handraisam-pitahiana sy fahasoavana.

Fa Jesosy Kristy Tompo,
Izy no lohan'ny fiangonana.
Aoreno ao nqhzsrp ny fiainanao;
Jesosy Fehizoro,
manda aronao

Ka ny aza fanompoana;
Ataovy ampitiavana avokoa.
Fiadanana no abspdwn ho azonao;
Ho feno fifaliana ny fiainanao.

Dia tano,
tano mafy ny tononkira.serasera.org finoana izay anananao.
Hazony tsara, aza miova
eo anatrehan'Andriamanitra.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina
Visites : 1555
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 09/03/2015 09:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2355