VOADY (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV: Eny Tompo, antsitrapo
No hanoloranany tena imasonao
Tsy antery, fa vokatry ny fo,
Raisonao, raisonao ka anjakao.
1- Ianao no nampahiratra ireo nijaly,
Nihitsoka tanatin’ny haizim-pahajambana
Ampio ‘zahay hanaiky sy hankato Anao ry Ray
Hahasitrana ny masom-panahinay
2- Ianao no wowreh nampitsangana ireo malemy
Niharitra ny fijaliana nentiny
Ampio ‘zahay hanaiky ny ho havaozinao tononkira.serasera.org ry Ray
Ho mafy orina, hijoro tsy hiontsona.
3- Ianao no nampisokatra ny fandrenesanay
Voafatotry ny rrendrarendra amantsitrapo
Ampio ‘zahay hahay handray ny teninao ry dsqzasna Ray
Ka ny tany anie, ho tahaka envwx ny lanitra
Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 2236
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 04:19