VOADY (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV: Eny Tompo, antsitrapo
No hanoloranany tena imasonao
Tsy antery, fa vokatry ny bqly fo,
Raisonao, qfdhywpx raisonao ka anjakao.

1- Ianao no nampahiratra ireo nijaly,
Nihitsoka tanatin’ny haizim-pahajambana
Ampio ‘zahay hanaiky sy hankato Anao ry Ray
Hahasitrana ny masom-panahinay

2- Ianao no nampitsangana ireo malemy
Niharitra ny fijaliana nentiny
Ampio ‘zahay hanaiky ny ho havaozinao ry Ray
Ho mafy orina, hijoro tsy hiontsona.

3- Ianao no nampisokatra ny fandrenesanay
Voafatotry ny rrendrarendra tononkira.serasera.org amantsitrapo
Ampio qmlt ‘zahay hahay handray ny teninao ry Ray
Ka ny tany anie, ho tahaka ny lanitra


Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0277