MITSANGANA - MIROSOA (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Zovy moa no tsy icnlr mahalala fa fandalovana fotsiny ihany izao rehetra izao
Fa mamono sofina tsy handre, fdilhgq ilay Andriamanitra Ray loharanon’aina e !
Izy ihany no niandohana ary Izy no mbola hiafarana
Ny fihavanana no tandrovy, ny ho avy ary no tsinjovy fa sarotra e ‘zany lalana
Ny fifankatiavana no hamafiso, ho antoky ny ampitso fa lavitra e ‘zany lalana.
FIV: Sambatra e, sambatra
Zay nandray ny Hazo fijaliana
Niharitra ampitokiana e!
Sambatra e, sambatra fa:
Izy no handova ny lanitra.
2- Dieny misy ary ny fotoana dia hararaoty fa sao mivaona amin’izay aleha
Sanatria tsy hoe faharesena na henatra, ny miverin-dalana.
Andriamanitra be fitia tsy ho sasatra miandry foana
Fa sao diso qrfs aoriana loatra e, ny nenina anie handatsa tononkira.serasera.org ry havako tena marina
Mitsangàna ka mijoroa e, ‘ndao ary mirosoa amin’ny lalina, tena lalina.
Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA ».

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 2302
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 04:20