KRISTY FAMONJENA (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV: Tonga hamirapiratra
Hanjopiaka toy ny kintana
Ravaky ny alina
Kristy famonjena ho ahy sy ho anao
1- Ny ràn’i Kristy izay tononkira.serasera.org maty ho antsika
Tambonin’ny hazo fijaliana
No hanadio sy hanasa zuwil antsika
Hanaisotra ireo ziogam-pahoriana
2- Izy nandresy ndmuo ny fahafatesana
Fa nitsangana afaka hateloana
F’efa tanteraka ny famonjena
Ndeha hiaraka hikalo ny hira hoe:
3- Raha tonga ny andro fitsarana
K’hifarana izao rehetra izao
Ho haravoana no ewkmjclu hameno ny fo
Ndeha hiaraka hikalo ny hira hoe:
Hanjopiaka toy ny kintana
Ravaky ny alina
Kristy famonjena ho ahy sy ho anao
1- Ny ràn’i Kristy izay tononkira.serasera.org maty ho antsika
Tambonin’ny hazo fijaliana
No hanadio sy hanasa zuwil antsika
Hanaisotra ireo ziogam-pahoriana
2- Izy nandresy ndmuo ny fahafatesana
Fa nitsangana afaka hateloana
F’efa tanteraka ny famonjena
Ndeha hiaraka hikalo ny hira hoe:
3- Raha tonga ny andro fitsarana
K’hifarana izao rehetra izao
Ho haravoana no ewkmjclu hameno ny fo
Ndeha hiaraka hikalo ny hira hoe:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 2651
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 04:09
