TONGA NY MPAMONJY (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Mifalia eny mifalia
Fa ho avy doftyey anio izao
Ilay Tompo andrasanao
Tonga hamonjy izao vesca tontolo izao



1- Fa Jesoa Tompo ilay be fahefana
Nanetry qbqb tena mba ho vonjinao
Mendrika Azy ny tononkira.serasera.org dera sy ny saotra
Koa asandrato ny hira fiderana.


2- Ny fangejana mamatotra ny tany,
Diovy avokoa, ho fongorana
Fa fo madio, feno fanetren-tena
No atolory ho sorom-pandresena.


Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411