TONGA NY MPAMONJY (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Mifalia eny mifalia
Fa ho avy anio izao
Ilay Tompo andrasanao
Tonga hamonjy izao tontolo izao



1- Fa Jesoa Tompo ilay be fahefana
Nanetry tena mba tononkira.serasera.org ho vonjinao
Mendrika Azy ny dera sy ny gsjfmzz qhup saotra
Koa asandrato ny hira fiderana.


2- Ny fangejana mamatotra ny tany,
Diovy avokoa, ho fongorana
Fa fo madio, feno fanetren-tena
No atolory hfzvxb ho sorom-pandresena.


Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469