TONGA NY MPAMONJY (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tpwhvseh
REF: Mifalia eny mifalia
Fa ho mcgakfjr avy anio izao
Ilay Tompo andrasanao
Tonga hamonjy izao tontolo izao
1- Fa Jesoa Tompo ilay be fahefana
Nanetry tena mba ho vonjinao
Mendrika Azy ny dera sy ny saotra
Koa ottwofn asandrato ny hira fiderana.
2- Ny fangejana mamatotra ny tany,
Diovy avokoa, ho fongorana
Fa fo madio, feno fanetren-tena
No atolory ho tononkira.serasera.org sorom-pandresena.
Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »
REF: Mifalia eny mifalia
Fa ho mcgakfjr avy anio izao
Ilay Tompo andrasanao
Tonga hamonjy izao tontolo izao
1- Fa Jesoa Tompo ilay be fahefana
Nanetry tena mba ho vonjinao
Mendrika Azy ny dera sy ny saotra
Koa ottwofn asandrato ny hira fiderana.
2- Ny fangejana mamatotra ny tany,
Diovy avokoa, ho fongorana
Fa fo madio, feno fanetren-tena
No atolory ho tononkira.serasera.org sorom-pandresena.
Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 2209
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RNJP
Date : 28/10/2004 04:13
