Roso ny dia (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa ny voa izay nafafy
Tsy hamokatra raha tsy misedra ny mafy,
Izay matoky ny teninao,
Ho tantananao.
Eny fantatro fa tsy ho mora
Ny hanaraka ny lalanao,
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka an-dalana aho, fa ROSO NY DIA.
REF: Teo Ianao Tompo o (2)
Niaritra lauovvs fampahoriana ho mari-pitiavana ahy.
Eo Ianao Tompo o (2)
Hiroso am-pinoana aho fa manana Anao Tompo Mpamonjy ahy.
2-Raha nomenao tifhnq ny tononkira.serasera.org saina,
Nomenao Fanahy, dia ny hahay wdxry hisafidy,
Ny hizotra amin'ny lalana,
Nosoritanao.
Ka ny lanitra manga no taratry ny hazavana mamiratra,
Fiainam-pahasambarana, hitoetra,
Haharitra mandrakizay.
AUT/COMP/ARR: Henri Randrianarijaona
ANTSAN'I FENOMANANA
01 AOUT 2020

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsinjoarivo
Daty : 31/08/2024 10:49