Ampidiro aloha ny tenimiafina
Roso ny dia (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa ny voa izay nafafy
Tsy hamokatra raha tsy misedra ny mafy,
Izay matoky ny teninao,
Ho tantananao.
Eny fantatro fa rugnw tsy ho mora
Ny hanaraka ny lalanao,
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka an-dalana aho, fa sqir ROSO NY DIA.
REF: qmbccr Teo Ianao Tompo o (2)
Niaritra fampahoriana ho mari-pitiavana ahy.
Eo Ianao Tompo o (2)
Hiroso am-pinoana aho fa manana Anao Tompo Mpamonjy ahy.
2-Raha nomenao ny saina,
Nomenao Fanahy, dia ny hahay hisafidy,
Ny hizotra amin'ny lalana,
Nosoritanao.
Ka ny lanitra tononkira.serasera.org manga no taratry ny hazavana mamiratra,
Fiainam-pahasambarana, hitoetra,
Haharitra mandrakizay.
AUT/COMP/ARR: Henri Randrianarijaona
ANTSAN'I FENOMANANA
01 AOUT 2020
Tsy hamokatra raha tsy misedra ny mafy,
Izay matoky ny teninao,
Ho tantananao.
Eny fantatro fa rugnw tsy ho mora
Ny hanaraka ny lalanao,
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka an-dalana aho, fa sqir ROSO NY DIA.
REF: qmbccr Teo Ianao Tompo o (2)
Niaritra fampahoriana ho mari-pitiavana ahy.
Eo Ianao Tompo o (2)
Hiroso am-pinoana aho fa manana Anao Tompo Mpamonjy ahy.
2-Raha nomenao ny saina,
Nomenao Fanahy, dia ny hahay hisafidy,
Ny hizotra amin'ny lalana,
Nosoritanao.
Ka ny lanitra tononkira.serasera.org manga no taratry ny hazavana mamiratra,
Fiainam-pahasambarana, hitoetra,
Haharitra mandrakizay.
AUT/COMP/ARR: Henri Randrianarijaona
ANTSAN'I FENOMANANA
01 AOUT 2020
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 537
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsinjoarivo
Date : 31/08/2024 10:49
