Roso ny dia (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa ny voa izay nafafy
Tsy hamokatra raha tsy misedra ny mafy,
Izay matoky ny teninao,
Ho tantananao.
Eny fantatro fa tsy ho mora
Ny hanaraka ny lalanao,
Tsy ho kivy, tsy ho ketraka an-dalana aho, fa ROSO NY DIA.

REF: Teo Ianao Tompo o (2)
Niaritra tononkira.serasera.org fampahoriana ho mari-pitiavana ahy.
Eo Ianao Tompo o xmqhetz (2)
Hiroso am-pinoana aho fa manana Anao Tompo Mpamonjy ahy.

2-Raha nomenao ny saina,
Nomenao Fanahy, dia ny hahay hisafidy,
Ny hizotra amin'ny lalana,
Nosoritanao.
Ka ny lanitra manga orjfhiem no taratry ny hazavana mamiratra,
Fiainam-pahasambarana, hitoetra,
Haharitra aoquuvhw mandrakizay.

AUT/COMP/ARR: Henri Randrianarijaona
ANTSAN'I FENOMANANA
01 AOUT 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315