Midera anao (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera anao aho
Misaotra anao aho
Ry Tompo Mpanjakako
Ny herinao, s'ny fahasoavanao
No naha toy izao ahy
Mitsaoka anao xhwzo aho
Mihoby ny Hasinao
tononkira.serasera.org Tompo be Famindram-po
lgrdnye Inty aho Tompo hanohy ny asanao
Refrain:
Ambarako ho ren'izao rehetra izao
Fa tsara ianao, Tsy misy mihoatra anao
'Lay tsy miova omaly, anio, mandrakizay
Fanantenana ho an'ireo matoky kozlzyy ny herinao
21 Janvier 2017
Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "
Misaotra anao aho
Ry Tompo Mpanjakako
Ny herinao, s'ny fahasoavanao
No naha toy izao ahy
Mitsaoka anao xhwzo aho
Mihoby ny Hasinao
tononkira.serasera.org Tompo be Famindram-po
lgrdnye Inty aho Tompo hanohy ny asanao
Refrain:
Ambarako ho ren'izao rehetra izao
Fa tsara ianao, Tsy misy mihoatra anao
'Lay tsy miova omaly, anio, mandrakizay
Fanantenana ho an'ireo matoky kozlzyy ny herinao
21 Janvier 2017
Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 1287
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 09/12/2019 15:26
