Midera anao (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera anao aho
Misaotra anao aho
Ry Tompo Mpanjakako
Ny herinao, s'ny fahasoavanao
No naha toy izao ahy
      Mitsaoka anao tononkira.serasera.org aho
      Mihoby ny Hasinao
      Tompo be aclb Famindram-po
      gewp Inty aho Tompo hanohy ny asanao

Refrain:
Ambarako ho ren'izao rehetra izao
Fa tsara ianao, Tsy misy mihoatra anao
'Lay tsy miova omaly, anio, mandrakizay
Fanantenana ho an'ireo matoky ny herinao

21 Janvier 2017
Antsan'i behf Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0852