Midera anao (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera anao aho
Misaotra anao aho
Ry Tompo Mpanjakako
Ny herinao, s'ny fahasoavanao
No naha toy izao ahy
      Mitsaoka anao aho
     tononkira.serasera.org  Mihoby ny Hasinao
      Tompo be Famindram-po
      Inty aho Tompo hanohy kdnmm ny asanao

Refrain:
Ambarako ho ren'izao rehetra izao
Fa tsara ianao, Tsy misy mihoatra anao
'Lay tsy miova omaly, anio, mandrakizay
Fanantenana ho an'ireo matoky ny herinao

21 ohpcvh Janvier 2017
Antsan'i Fenomanana
Album 5 " gyuvbpbf Hihira ho anao "

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1953