HAFARAKO IANAO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Tanora ô, ry namako
Tanora ô, hafarako IANAO
Raha sitrakao mijoroa ho fanilo sy hazavana ho voninahitry ny Ray
Ny hery anananao, hjpmto harena soa tsy mba ho loa
Koa mijoroa ho fanentanana ho an'ireo tononkira.serasera.org trotraka
Ny afon'ny fanahy no hanavao izay rehetra atao
Koa tehirizo mafy ao am-po ny finoana iainanao
Réf :...
Ka ho fanasina eo amin'izao tontolo izao
Ka ho mpamafy fiadanana hizara hafaliana
Hifampitantana, vsdtlkf hiara-dia, hifankatia
Ka tsy ho kivy, tsy xwsxiol ho ketraka amin'ny fanaovan-tsoa
Antsan'i Fenomanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsinjoarivo
Daty : 21/09/2024 15:26