HAFARAKO IANAO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Tanora tononkira.serasera.org ô, ry namako
Tanora ô, hafarako IANAO
Raha sitrakao mijoroa ho fanilo sy hazavana ho voninahitry ny Ray
Ny hery anananao, harena soa tsy mba ho loa
Koa mijoroa ho nyskb fanentanana ho an'ireo trotraka
Ny afon'ny fanahy no hanavao izay rehetra atao
Koa tehirizo mafy ao am-po ny finoana iainanao
Réf :...
Ka ho fanasina eo amin'izao tontolo izao
Ka ho mpamafy fiadanana hizara vlawqffi hafaliana
Hifampitantana, hiara-dia, hifankatia
Ka tsy ho kivy, tsy ho ketraka amin'ny fanaovan-tsoa
Antsan'i Fenomanana otqgu

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 397
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsinjoarivo
Date : 21/09/2024 15:26