HAFARAKO IANAO (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Tanora ô, ry namako
Tanora ryrynv ô, hafarako IANAO
Raha sitrakao mijoroa ho swrruu fanilo sy hazavana ho voninahitry ny Ray

Ny tononkira.serasera.org hery anananao, harena soa tsy mba ho loa
Koa mijoroa ho fanentanana ho an'ireo trotraka
Ny afon'ny fanahy no hanavao izay rehetra atao
Koa tehirizo mafy ao am-po ny finoana iainanao
Réf :...

Ka ho fanasina bqtyssh eo amin'izao tontolo izao
Ka ho mpamafy fiadanana hizara hafaliana
Hifampitantana, hiara-dia, hifankatia
Ka tsy ho kivy, tsy ho ketraka amin'ny fanaovan-tsoa

Antsan'i Fenomanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'i Fenomanana
Visites : 351
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsinjoarivo
Date : 21/09/2024 15:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492