Gasikara Taninay (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fihavanana nampiray hina
Ny finoana ilay nahary e
Nosandaina ny fitiavan-tena
Hanangonan-karena
Hanjakan'ny fahalovana ity taninay e
wwzrenmr unnrngsg Norobaina ny hasin'ity Gasikara e
Refrain:
Mba vonjeo taninay Zanahary fa marary e
Mba vonjeo taninay Zanahary fa mijaly e
2-Ireo manantena, matoky sy mino
Hamorony Fo madio
Mba ho tonga fanasin'ny tany
Ary koa znxr ho fahazavana
Ka hanjaka eo anivonay tononkira.serasera.org ny teninao e
Ary ho velona ao aminao Gasikara e
Antsan'i Fenomanana 16 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 " Hihira ho anao"
Ny finoana ilay nahary e
Nosandaina ny fitiavan-tena
Hanangonan-karena
Hanjakan'ny fahalovana ity taninay e
wwzrenmr unnrngsg Norobaina ny hasin'ity Gasikara e
Refrain:
Mba vonjeo taninay Zanahary fa marary e
Mba vonjeo taninay Zanahary fa mijaly e
2-Ireo manantena, matoky sy mino
Hamorony Fo madio
Mba ho tonga fanasin'ny tany
Ary koa znxr ho fahazavana
Ka hanjaka eo anivonay tononkira.serasera.org ny teninao e
Ary ho velona ao aminao Gasikara e
Antsan'i Fenomanana 16 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 " Hihira ho anao"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 1000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 18/01/2020 22:41
