Gasikara Taninay (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fihavanana nampiray hina
Ny finoana ilay nahary e
Nosandaina ny fitiavan-tena
Hanangonan-karena
Hanjakan'ny fahalovana ity taninay e
Norobaina ny hasin'ity Gasikara e
Refrain:
Mba vonjeo taninay Zanahary fa marary e
Mba vonjeo taninay Zanahary fa mijaly e
2-Ireo manantena, matoky sy mino
Hamorony Fo madio
Mba ho tonga fanasin'ny tany
Ary koa ho fahazavana
Ka hanjaka avmwdpkv pucwk eo anivonay ny teninao e
Ary ho velona ao aminao Gasikara e
Antsan'i Fenomanana tononkira.serasera.org 16 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 " jyhozv Hihira ho anao"
Ny finoana ilay nahary e
Nosandaina ny fitiavan-tena
Hanangonan-karena
Hanjakan'ny fahalovana ity taninay e
Norobaina ny hasin'ity Gasikara e
Refrain:
Mba vonjeo taninay Zanahary fa marary e
Mba vonjeo taninay Zanahary fa mijaly e
2-Ireo manantena, matoky sy mino
Hamorony Fo madio
Mba ho tonga fanasin'ny tany
Ary koa ho fahazavana
Ka hanjaka avmwdpkv pucwk eo anivonay ny teninao e
Ary ho velona ao aminao Gasikara e
Antsan'i Fenomanana tononkira.serasera.org 16 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 " jyhozv Hihira ho anao"
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 1033
Likes : 0 Like
Created by : Tsiorihasinavalona
Date : 18/01/2020 22:41
