Gasikara Taninay (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fihavanana nampiray hina
Ny finoana ilay nahary e
Nosandaina msgpmhxi ny fitiavan-tena
Hanangonan-karena
Hanjakan'ny fahalovana ity tononkira.serasera.org taninay e
Norobaina ny hasin'ity Gasikara e
Refrain:
Mba vonjeo taninay Zanahary fa marary e
Mba vonjeo taninay sydsryi Zanahary fa mijaly e
2-Ireo manantena, matoky sy mino
Hamorony Fo madio
Mba ho tonga fanasin'ny tany
Ary koa ho fahazavana
Ka hanjaka eo anivonay ny teninao e
Ary ho velona ao aminao Gasikara e
Antsan'i Fenomanana lykw 16 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 " Hihira ho anao"
Ny finoana ilay nahary e
Nosandaina msgpmhxi ny fitiavan-tena
Hanangonan-karena
Hanjakan'ny fahalovana ity tononkira.serasera.org taninay e
Norobaina ny hasin'ity Gasikara e
Refrain:
Mba vonjeo taninay Zanahary fa marary e
Mba vonjeo taninay sydsryi Zanahary fa mijaly e
2-Ireo manantena, matoky sy mino
Hamorony Fo madio
Mba ho tonga fanasin'ny tany
Ary koa ho fahazavana
Ka hanjaka eo anivonay ny teninao e
Ary ho velona ao aminao Gasikara e
Antsan'i Fenomanana lykw 16 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 " Hihira ho anao"
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 1000
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsiorihasinavalona
Date : 18/01/2020 22:41
