Ampidiro aloha ny tenimiafina
Homba an-tsika ny fiadanana (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
Nahoana no hifandrafy? (Fa nahoana re?)
Nahoana no hifampiolon' olona? (Eny ho aho e!)
Mifandefera, ndeha re tononkira.serasera.org hiavana
Fa izay no didim-pitiavana
REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
F'izay mitambatra ho vato gepag (Koa Ndeha re)
Koa andeha hiara-dalana (Eny ho aho e!)
Hifandray tanana, hizara fitiavana
Dia ho sambatra ao amin'ny Kristy
REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana vkyrugmt
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka acmosopg hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
KA HOMBA AN-TSIKA NY FIADANANA
Antsan'i Fenomanana
Août 2024

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 1638
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 18/01/2020 22:42