Homba an-tsika ny fiadanana (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
atiqlt REF: Ka homba oyilbex an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra

Nahoana no hifandrafy? (Fa nahoana re?)
Nahoana no hifampiolon' olona? (Eny ho aho e!)
Mifandefera, tononkira.serasera.org ndeha re hiavana
Fa izay no didim-pitiavana

REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra

F'izay mitambatra ho vato (Koa Ndeha re)
Koa andeha hiara-dalana (Eny ho aho e!)
Hifandray tanana, hizara fitiavana
Dia ho sambatra ao amin'ny Kristy

REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao qoay amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
KA HOMBA AN-TSIKA NY FIADANANA

Antsan'i Fenomanana
Août 2024

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0263