Homba an-tsika ny fiadanana (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka aozc hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
Nahoana no hifandrafy? (Fa nahoana re?)
Nahoana no hifampiolon' olona? (Eny ho aho tononkira.serasera.org e!)
Mifandefera, ndeha re hiavana
Fa izay no didim-pitiavana
REF: Ka homba an-tsika zlxncsy ny fiadanana aixe
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
F'izay mitambatra ho vato (Koa Ndeha re)
Koa andeha hiara-dalana (Eny ho aho e!)
Hifandray tanana, hizara fitiavana
Dia ho sambatra ao amin'ny Kristy
REF: Ka homba an-tsika ny fiadanana
Ny fiadanan'ny Tompo!
Ka hiara-tsambatra ao amin'ny zanak'ondry
Dia Ilay zanak'ondrin' Andriamanitra
KA HOMBA AN-TSIKA NY FIADANANA
Antsan'i Fenomanana
Août 2024

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 1711
Likes : 0 Like
Created by : Tsiorihasinavalona
Date : 18/01/2020 22:42