Arovy amin'ny Fitiavanao (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inty aho Tompo ô, mino sy matoky anao
Inty aho Tompo ô, zzchumlv vonon-kanaraka anao
ougloau Tariho mba tsy hivily amin'ny lalanao aho
Mba manjakà ato am-poko ianao
Omeko anao ny fiainako anjakao
Atokako ho anao, na dia tsy mendrika aza
Raiso ho anao
Ka ny sitrakao no aoka hatao
Fa tsy ny ahy Tompo ô!
Arovy amin'ny fitiavanao
2-Handray anao Tompo mpanavotra ahy
Handray anao hiantoraka tononkira.serasera.org eny aminao
Ny lasako no hanefy ny ho aviko
Raha eo ianao tsy hanan-tahotra aho
Coda: Inty aho, arovy oitcdqy amin'ny fitiavanao
Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 1198
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 18/01/2020 22:42