Ampidiro aloha ny tenimiafina
Arovy amin'ny Fitiavanao (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inty aho Tompo ô, cloqom mino sy matoky anao
Inty aho Tompo ô, vonon-kanaraka anao
Tariho mba tsy cpxa hivily amin'ny lalanao aho
Mba manjakà ato am-poko ianao
Omeko anao ny fiainako anjakao
Atokako ho anao, cmysrzgs na dia tsy mendrika aza
Raiso ho anao
Ka ny sitrakao no aoka hatao
Fa tsy ny ahy Tompo ô!
Arovy amin'ny fitiavanao
2-Handray anao Tompo mpanavotra ahy
Handray anao hiantoraka eny aminao
Ny lasako no hanefy ny ho aviko
Raha eo tononkira.serasera.org ianao tsy hanan-tahotra aho
Coda: Inty aho, arovy amin'ny fitiavanao
Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "
Inty aho Tompo ô, vonon-kanaraka anao
Tariho mba tsy cpxa hivily amin'ny lalanao aho
Mba manjakà ato am-poko ianao
Omeko anao ny fiainako anjakao
Atokako ho anao, cmysrzgs na dia tsy mendrika aza
Raiso ho anao
Ka ny sitrakao no aoka hatao
Fa tsy ny ahy Tompo ô!
Arovy amin'ny fitiavanao
2-Handray anao Tompo mpanavotra ahy
Handray anao hiantoraka eny aminao
Ny lasako no hanefy ny ho aviko
Raha eo tononkira.serasera.org ianao tsy hanan-tahotra aho
Coda: Inty aho, arovy amin'ny fitiavanao
Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 1168
Likes : 1 Like
Created by : Tsiorihasinavalona
Date : 18/01/2020 22:42
