Arovy amin'ny Fitiavanao (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inty aho Tompo ô, mino fwqy sy matoky anao
   Inty aho Tompo ô, vonon-kanaraka anao
   Tariho mba tsy hivily amin'ny lalanao aho
   Mba tononkira.serasera.org manjakà ato am-poko ianao

Omeko anao ny fiainako anjakao
Atokako ho anao, na dia tsy mendrika aza
Raiso ho tcwwf anao
Ka ny sitrakao no aoka hatao
Fa tsy ny ahy Tompo ô!
Arovy amin'ny fitiavanao

2-Handray anao Tompo mpanavotra ahy
Handray anao hiantoraka eny aminao
Ny lasako no hanefy ny ho aviko
Raha eo ianao tsy hanan-tahotra aho

Coda: Inty aho, arovy amin'ny fitiavanao

Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao swxxhw "

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2179