Tanora namako ô (ANTSA MIDERA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora namako ô, havaozy ny foRaha te hiara-dalana amin'i Jesoa
Izy irery ihany no namonjy anao
Hahafahantsika miantso an-dRay hoe : Aba, Ray.
Tanora namako ô, zandrin'i Kristy
Mitsangana, mitrakà, mifalia
Mitodiha amin'ny lalam-baovao
Fa ho dibon-kasambarana tokoa ny fonao.
Fiverenana :
Ndeha hiara-hientana
Hifanome fotoana hiara-dalana
Fa lalana tokana sy toerana iray
Hizorantsika rehetra amin'izay.
Miara-mamindra
Mankany amin'ny Ray
Fifaliana maharitra mandrakizay
Tanora namako ô, zandrin'i Kristy
Mitsangana, mitrakà, mifalia
Mitodiha amin'ny lalam-baovao
Fa ho dibon-kasambarana tokoa ny fonao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSA MIDERAVangy : 1415
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : peter2015
Daty : 21/09/2017 09:23