You are here: home > Tononkira > ANTSA MIDERA

Ianao Maria (ANTSA MIDERA)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsa-midera/ianao-maria-1

Ianao Maria 'lay reny sambatra any an-danitra
Renin'i Jesoa no sady reninay koa
Ny fiainanao tety dia tsotra sady niavaka
O! Maria, mmmh ny fiainanao, alainay tahaka.

Fiverenana :

Fa Renytononkira.serasera.org tsara ianao
Reny soa ianao
Reny masina, Masina Maria.

Ianao Maria 'lay reny masina any an-danitra
Reny voafidy no sady feno hasoavana
Ny finoanao tety nasehonao tam-pitiavana
O! Maria mmmh, ny finoanao alaina tahaka.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTSA MIDERA
Mpamaky : 748
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : peter2015
Tamin'ny : 21/09/2017 09:30:27
ID : 10006

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo