You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

ANTSA MIDERA

2223

Nampiditra : peter2015
Tamin'ny : 21/09/2017 07:06:24

Mombamomba :
Antokom-pihira Katolika, Tanora avy ao amin'ny fiangonana EKAR Md Matio ao Alakamisy Ambohimaha ny "Antsa Midera". Hira fidera an'Andriamanitra, fifonana, fanentanana ny olona ho any amin'Andriamanitra no tena ventesiny. Tonom-bavaka mampisandratra ny fo amam-panahy hanakaiky kokoa an'ilay Ray Mpahary.

Hametraka hevitra

Midira aloha