Toroy aho (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hadalana tsy miato no iainako izao
Hadisoana sy heloka eo anilanao
Sanatria tsy hoe mamilafila Anao
Fa voafitak’izao tontolo izao
Misy areti-mandoza iainatsika izao
Avy amin’ny fijangajangana izao
‘Zay manjo ny tanora marobe toa anao
Ny hetraketrak’izao tontolo izao
Ref:
Toroy aho, toroy aho
Làlana handreseko ny otako
Tsy amin-tsabatra, tsy amin-defona
aknxec Fa Ianao Jeso no hanampy ahy
rmcq Toroy aho, toroy aho
Fa tiako ny hiala amin’zay
‘Zay ywrkr ratsy efa vitako mba hodiovinao
Tsy amin-drano fa amin’ny rànao
Faharesena amam-panahy dia tsy misy toy tononkira.serasera.org izao
Ny hiverenana amin’lay ota natao
Inona ary ny tsiambaratelon’izao
Tsy hitodiana amin’ny ratsy natao
Hadisoana sy heloka eo anilanao
Sanatria tsy hoe mamilafila Anao
Fa voafitak’izao tontolo izao
Misy areti-mandoza iainatsika izao
Avy amin’ny fijangajangana izao
‘Zay manjo ny tanora marobe toa anao
Ny hetraketrak’izao tontolo izao
Ref:
Toroy aho, toroy aho
Làlana handreseko ny otako
Tsy amin-tsabatra, tsy amin-defona
aknxec Fa Ianao Jeso no hanampy ahy
rmcq Toroy aho, toroy aho
Fa tiako ny hiala amin’zay
‘Zay ywrkr ratsy efa vitako mba hodiovinao
Tsy amin-drano fa amin’ny rànao
Faharesena amam-panahy dia tsy misy toy tononkira.serasera.org izao
Ny hiverenana amin’lay ota natao
Inona ary ny tsiambaratelon’izao
Tsy hitodiana amin’ny ratsy natao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 8991
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nofy
Daty : 02/10/2004 08:42
