Tohano (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tazanao fa diso lalana,
Nefa ianao tonga hanitsy tononkira.serasera.org ahy
Hitanao nihosom-potaka aho,
Kanefa Tompo ô nodiovinao
Tsapanao fa nilavo lefona aho,
Nefa ianao tonga hampitraka ahy
Hainao fa tena very aho,
Kanefa siqzx Tompo ô noraofinao
Tohano mafy aho
Mba tsy hiova lalana
Ny finoana izay ananako
Mba tsy voasemban-drahona mandrakizay
Na mafy ny fitsapana mihatra amiko,
Ianao izay sisa ananako
No aza esorina amiko mandrakizay
Tsapanao ny fahatezerako,
Nefa ianao tonga vcbonmky hampifaly ahy
Hainao fa saika maty aho,
kanefa Tompo ô novelominao
Isaorako ny Ray sy botiyavy Zanaka,
Mbamin’ny Fanahy Masina
Jesoa tsy tonga hiantso ny marina,
Fa hanova ny mpanota hibebaka
Tohano …. (2 fois)
Ny finoana izay ananako, ny aina izay sisa ato amiko aza esorina mandrakizay (3 fois)
Nefa ianao tonga hanitsy tononkira.serasera.org ahy
Hitanao nihosom-potaka aho,
Kanefa Tompo ô nodiovinao
Tsapanao fa nilavo lefona aho,
Nefa ianao tonga hampitraka ahy
Hainao fa tena very aho,
Kanefa siqzx Tompo ô noraofinao
Tohano mafy aho
Mba tsy hiova lalana
Ny finoana izay ananako
Mba tsy voasemban-drahona mandrakizay
Na mafy ny fitsapana mihatra amiko,
Ianao izay sisa ananako
No aza esorina amiko mandrakizay
Tsapanao ny fahatezerako,
Nefa ianao tonga vcbonmky hampifaly ahy
Hainao fa saika maty aho,
kanefa Tompo ô novelominao
Isaorako ny Ray sy botiyavy Zanaka,
Mbamin’ny Fanahy Masina
Jesoa tsy tonga hiantso ny marina,
Fa hanova ny mpanota hibebaka
Tohano …. (2 fois)
Ny finoana izay ananako, ny aina izay sisa ato amiko aza esorina mandrakizay (3 fois)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 9324
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fyhermia
Daty : 21/09/2013 12:33
