NY ANARANAO MAHERY (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa mahagaga loatra ny fitondranao
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa maminay loatra nyn eo anilanao
Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa mahagaga loatra tononkira.serasera.org rbnx ny fitondranao
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa maminay loatra nyn eo anilanao
Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy gbiuvvla mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay
Mahery mandresy mahery mandresy
Ny anaranao swzk mahery…………...
Fa mahagaga loatra ny fitondranao
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa maminay loatra nyn eo anilanao
Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa mahagaga loatra tononkira.serasera.org rbnx ny fitondranao
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa maminay loatra nyn eo anilanao
Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy gbiuvvla mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay
Mahery mandresy mahery mandresy
Ny anaranao swzk mahery…………...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 7563
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 14/11/2018 08:27
