JESO HARENA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo zava-tsoa hita ety an-tany
Dia tena manintona antsika aok’izany
Kanefa raha misy fodianao indray andro any
Dia tsy azo bataina fa lasa vovok’izany
Fa fandalovana ihany ny ety an-tany
Ka tsy afaka honenana mandrakizay ô!
Ka na inona n’ inona hasoan’ny harena
Voaangonao ety an-tany
Dia aleoko harem-pahasoavana tsy mety lany
Tsy lany laniana ny harena any an-danitra
Ahazoana fiadanam-po maharitra
Ka n’iza n’iza mandray an’I Jeso
Dia hiadana sy ho finaritra
Ô lahy e! o rohy tononkira.serasera.org e!
Miavaka ny harena any an-danitra
Ô lahy e! o rohy e!
Jesosy no harenako maharitra
Na manan-karena aza isika ety an-tany
Dia tsy mahavidy ny aina marary izany
Ny olana maro vahana dia mbola vljar manginy ihany
Ka tsy hita intsony ilay fahasambaran’ izany
Koa andao re hamafy ny soa
Ka hiala amin’ny ratsy sy fankahalana ô
Fa isika rehetra izao samy zanak’Andriamanitra
Samy hanana anjara fiadanana
Fa fifankatiavana ihany no tsara amin’izany
Fifandeferana tokony hatao hatrany
Fa raha isika izao dia tokony tena ho iray ihany
Fa ireo izay madio am-po hlapw no ahita ny ouert Ray
Ô lahy e! o rohy e!
Miavaka ny harena any an-danitra
Ô lahy e! o rohy e!
Jesosy no harenako maharitra
(Antsa Praise)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 2562
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 14/11/2018 20:06