ILAY NAHAVITA FAHAGAGANA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay nahavita fahagagana
Tamin’izao tontolo izao
Nanadio ny boka, nampandeha ny malemy
Nanasitrana ny jamba , moana, marenina
Nanao fahagagana maro tsy takona afenina
ô! ô! ô!
Ilay namafy teny soa sy teny mahafaly
Nampianatra ny tany ny didin’ny lanitra
Didy maro sady ahazoam-pamonjena
Hoa avy izy izay samia miambena
Tsy iza izany e! e! Jesosy tononkira.serasera.org ihany
Tompon’ny lanitra sy ny iskuabv tany ( lay e! lay e! )
Ilay nanetry tena , nefa tompon’ny harena
Sy ny anznpl fiadanana ary fifankatiavana
Izy anie no fahazavana
Izy tompon’ny fahefana
Azy anie ny fanjakana
Izy mendrika ho deraina - lay rrnf é!
Ilay nahavita fahagagana , sns..............
Mpihira : Rodobe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 3793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Voninkazokely
Daty : 26/05/2004 03:03