BETLEHEMA (Antoko Mpihira Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio no andro mamy, sarobidy indrindra
Izay itsenana Anao indray ry ilay tononkira.serasera.org Mesia
Ny dianay voavonjy maro sesehena
Hamantana any Betlehema n'i Jodia
Asandratray ny fiderana sy ny saotra,
Atolotray Anao ny apqixhb voninahitra
Ho mariky ny hafaliana izay miloatra
Avy ao am-po handray Anao mpanavotra
Betlehema (ao aminao)
Betlehema (no hiseho)
Ny fitiavan-dehibe
Betlehema (ho zahako)
Betlehema (hahitako)
Ilay ataoko rehareha
Ao aminao no cjshel isehoan'ny famonjena
Sy ny fitiavana izao tontolo izao
Amin'izay tokoa ireo fo izay mosarena
Hahatsiaro sambatra hitafy hery vao.
Ao aminao tokoa anio ry Betlehema
No iventsoana indray ny hiran-danitra
Hanako mafy ao ny hoby sy ny antema
Handraisanay ilay zanak'Andriamanitra
Betlehema (ao aminao)
Betlehema (no hiseho)
Ny fitiavan-dehibe
Betlehema (ho zahako)
Betlehema (hahitako)
Ilay ataoko rehareha
aeedmap
Izay itsenana Anao indray ry ilay tononkira.serasera.org Mesia
Ny dianay voavonjy maro sesehena
Hamantana any Betlehema n'i Jodia
Asandratray ny fiderana sy ny saotra,
Atolotray Anao ny apqixhb voninahitra
Ho mariky ny hafaliana izay miloatra
Avy ao am-po handray Anao mpanavotra
Betlehema (ao aminao)
Betlehema (no hiseho)
Ny fitiavan-dehibe
Betlehema (ho zahako)
Betlehema (hahitako)
Ilay ataoko rehareha
Ao aminao no cjshel isehoan'ny famonjena
Sy ny fitiavana izao tontolo izao
Amin'izay tokoa ireo fo izay mosarena
Hahatsiaro sambatra hitafy hery vao.
Ao aminao tokoa anio ry Betlehema
No iventsoana indray ny hiran-danitra
Hanako mafy ao ny hoby sy ny antema
Handraisanay ilay zanak'Andriamanitra
Betlehema (ao aminao)
Betlehema (no hiseho)
Ny fitiavan-dehibe
Betlehema (ho zahako)
Betlehema (hahitako)
Ilay ataoko rehareha
aeedmap
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Hosana Ambohijatovo FitiavanaVangy : 1454
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VOLAFIHA.
Daty : 25/10/2022 19:27
