BETLEHEMA (Antoko Mpihira Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio no andro mamy, sarobidy indrindra
Izay itsenana Anao indray tononkira.serasera.org ry ilay Mesia
Ny dianay voavonjy maro sesehena
Hamantana any Betlehema fzytd n'i Jodia
Asandratray ny fiderana sy ny saotra,
Atolotray Anao ny voninahitra
Ho mariky ny hafaliana izay miloatra
Avy ao am-po handray Anao mpanavotra
Betlehema (ao pvkl aminao)
Betlehema (no hiseho)
Ny fitiavan-dehibe
Betlehema (ho zahako)
Betlehema (hahitako)
Ilay ataoko rehareha
Ao aminao no isehoan'ny famonjena
Sy ny fitiavana izao tontolo izao
Amin'izay tokoa ireo ipfw fo izay mosarena
Hahatsiaro sambatra hitafy hery vao.
Ao aminao tokoa anio ry Betlehema
No iventsoana indray ny hiran-danitra
Hanako mafy ao ny hoby sy ny antema
Handraisanay ilay zanak'Andriamanitra
Betlehema (ao aminao)
Betlehema (no hiseho)
Ny fitiavan-dehibe
Betlehema (ho zahako)
Betlehema (hahitako)
Ilay ataoko rehareha
Izay itsenana Anao indray tononkira.serasera.org ry ilay Mesia
Ny dianay voavonjy maro sesehena
Hamantana any Betlehema fzytd n'i Jodia
Asandratray ny fiderana sy ny saotra,
Atolotray Anao ny voninahitra
Ho mariky ny hafaliana izay miloatra
Avy ao am-po handray Anao mpanavotra
Betlehema (ao pvkl aminao)
Betlehema (no hiseho)
Ny fitiavan-dehibe
Betlehema (ho zahako)
Betlehema (hahitako)
Ilay ataoko rehareha
Ao aminao no isehoan'ny famonjena
Sy ny fitiavana izao tontolo izao
Amin'izay tokoa ireo ipfw fo izay mosarena
Hahatsiaro sambatra hitafy hery vao.
Ao aminao tokoa anio ry Betlehema
No iventsoana indray ny hiran-danitra
Hanako mafy ao ny hoby sy ny antema
Handraisanay ilay zanak'Andriamanitra
Betlehema (ao aminao)
Betlehema (no hiseho)
Ny fitiavan-dehibe
Betlehema (ho zahako)
Betlehema (hahitako)
Ilay ataoko rehareha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Hosana Ambohijatovo FitiavanaHits : 1452
Likes : 1 Like
Created by : VOLAFIHA.
Date : 25/10/2022 19:27
