Tsara ny Tompo (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Dera, laza ho Anao ry Tompo Masina ô !
Feo fisaorana koa, indro atolotray,
noho ny Fahasoavanao.
2. Be Fitiavana Hianao ry Telo izay Iray;
Aminao jkatboxt avokoa izay rehetra aaeq ilainay,
ry Jesosy Tomponay.
Ref.
Haleloia ! Derao tononkira.serasera.org fa tsara ny Tomponao.
Ao Aminy koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara !
Tsara ny Tomponao! tpkz
Feo fisaorana koa, indro atolotray,
noho ny Fahasoavanao.
2. Be Fitiavana Hianao ry Telo izay Iray;
Aminao jkatboxt avokoa izay rehetra aaeq ilainay,
ry Jesosy Tomponay.
Ref.
Haleloia ! Derao tononkira.serasera.org fa tsara ny Tomponao.
Ao Aminy koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara !
Tsara ny Tomponao! tpkz
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)Vangy : 542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 10/09/2024 07:26
