Jesosy raiky avao (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ndrianagnahare be hatea Anao.
Tsy foine ho vere gn'olo etoy.
Ndra maro loatse gny rate natao.
Engao malaky mibebaha tsy ho trobo avao.

2. Jesosy avao ro Mpamototse.
Havoanao io andeso Amine.
I be hatea tsy magnavake.
Avia iaby tsika longo.
Ndao hivavake.

3. Rengeonareo gny Fitiavana.
Fitiava tsy miova mandrakizay.
Rambeso Jesosy io ro Tale.
Finoagna Aze tano soa,
Tsy ho vototse.

Ref.
Jesosy raiky avao,
Jesosy raiky avao.
Mpandomba be baka an-dagnitsa aroy.
Jesosy raiky avao.
Jesosy raiky avao.
Longo soa be hatea Anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)
Vangy : 77
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 10/09/2024 07:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3072