Tsara ny Tompo (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Dera, laza ho Anao ry Tompo Masina ô !
Feo fisaorana koa, indro atolotray,
noho ny Fahasoavanao.

2. Be Fitiavana Hianao ry Telo izay Iray;
Aminao avokoa izay rehetra ilainay,
ry Jesosy Tomponay.

Ref.
Haleloia ! Derao fa tsara ny Tomponao.
Ao Aminy koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara !
Tsara ny Tomponao!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)
Visites : 61
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 10/09/2024 07:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749