Tsara ny Tompo (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Dera, laza ho Anao ry Tompo xhwclz Masina ybmwnc ô !
Feo fisaorana koa, indro atolotray,
noho ny zkblh Fahasoavanao.
2. Be Fitiavana Hianao ry Telo izay Iray;
Aminao avokoa izay tononkira.serasera.org rehetra ilainay,
ry Jesosy Tomponay.
Ref.
Haleloia ! Derao fa tsara ny Tomponao.
Ao Aminy koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara !
Tsara ny Tomponao!
Feo fisaorana koa, indro atolotray,
noho ny zkblh Fahasoavanao.
2. Be Fitiavana Hianao ry Telo izay Iray;
Aminao avokoa izay tononkira.serasera.org rehetra ilainay,
ry Jesosy Tomponay.
Ref.
Haleloia ! Derao fa tsara ny Tomponao.
Ao Aminy koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara !
Tsara ny Tomponao!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)Hits : 543
Likes : 0 Like
Created by : fanafy
Date : 10/09/2024 07:26
