Vavak'i Mb. Terezy (ankalazao ny tompo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:Fantatro izay tenin'ny fiainana ho ahy
Ho Fitiavana aho ao amin'ny Fiangonana
Ho Fitiavana aho Kristy o
Ao amin'ny Fiangonana.
1.Mankalaza anao amin'ny foko sy amin'ny fanahiko prsz manontolo aho
Ka na bitika aza dia tsinotsinona
Fa avy aminao
Toy ny olo-maminao
2. Iriko atao daholo ny asam-pamonjena niarahako aminao eny mmhisld andalampiainako eny
Te ho pretra tononkira.serasera.org aho, te ho misionera
Te ho mpampianatra aho
Ary te ho maritiora
3. Namborahanao tsiambaratelo dia ny Fitiavanao Ity yzwdtni mpanomponao
Fa feno hafaliana mibanjina anao
Ary vavaka mangina
Amin'izao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ankalazao ny tompoVangy : 3570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iloinen
Daty : 28/05/2012 13:23