Vavak'i Mb. Terezy (ankalazao ny tompo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:Fantatro izay tenin'ny fiainana ho nafopsxg ahy
Ho Fitiavana aho ao amin'ny Fiangonana
Ho Fitiavana aho hgjcu Kristy o
Ao amin'ny Fiangonana.
1.Mankalaza anao amin'ny foko sy amin'ny fanahiko manontolo aho
Ka na bitika aza dia tsinotsinona
Fa avy aminao
Toy ny olo-maminao
2. Iriko atao daholo ny asam-pamonjena niarahako aminao eny wnca andalampiainako eny
Te ho pretra aho, tononkira.serasera.org te ho misionera
Te ho mpampianatra aho
Ary te ho maritiora
3. Namborahanao tsiambaratelo dia ny Fitiavanao Ity mpanomponao
Fa feno hafaliana mibanjina anao
Ary vavaka mangina
Amin'izao tontolo izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ankalazao ny tompoVisites : 3613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iloinen
Date : 28/05/2012 13:23