Feno fiderana anao (ankalazao ny tompo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno mxza fiderana anao izahay ry Ray o
misaotra anao e
noho ny soa sesehena izay nafafinao anay
misaotra anao e

Misaotra anao izahay fa notiavinao
fiderana no enti-misaotra ny anaranao
ny tononkira.serasera.org hafalianay no indro atolotray
ka misaotra anao ry Rainay snceyxnv o

Fitsimbinana hatrany no atolotrao ho anay
misaotra anao bpkou e
fanehoam-pisaorana no iarahanay mihira
misaotra anao e

Misaotra anao izahay fa notiavinao
fiderana no enti-misaotra ny anaranao
ny hafalianay no indro atolotray
ka misaotra anao ry Rainay o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ankalazao ny tompo
Vangy : 17538
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/04/2008 18:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295