Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavak'i Mb. Terezy (ankalazao ny tompo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:Fantatro izay tenin'ny fiainana ho ahy
Ho Fitiavana aho ao amin'ny tononkira.serasera.org Fiangonana
Ho Fitiavana aho Kristy o
Ao amin'ny Fiangonana.
1.Mankalaza anao amin'ny foko sy amin'ny fanahiko manontolo aho
Ka na bitika aza dia tsinotsinona csygax
Fa avy aminao
Toy ny olo-maminao
2. Iriko atao daholo ny asam-pamonjena niarahako aminao eny andalampiainako eny
Te ho pretra aho, te npbskpuu ho misionera
Te ho mpampianatra aho
Ary te ho maritiora
3. Namborahanao tsiambaratelo dia ny Fitiavanao Ity mpanomponao
Fa feno xhzzu hafaliana mibanjina anao
Ary vavaka mangina
Amin'izao tontolo izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ankalazao ny tompoHits : 3531
Likes : 0 Like
Created by : iloinen
Date : 28/05/2012 13:23