Tsy takatra takarina (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ooo Havaozy ry Jesoa, ny fanoloran-tenanay
Ka mba tononkira.serasera.org hisitrahanay ny fahasoavanao

Ref: Ry Tompo, tsy takatra takarina
        'Lay fitiavanao ry Jesoa, ry Tomponay
        Tahio ity firenenay ho vahoakanao
zjwqef        Mba hiadanany...
        Ry Jesoa, amegck ka ho tò aminay anie
  oezx       Ny teny fikasanan'Avy Aminay

Ampianaro 'zahay ry Jesoa, ny hanoa ny sitrakao
Ka hahay ny hankatò, ho tia Anao tokoa

By Myhre Hajavolamena
A\C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302