Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy takatra takarina (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ooo Havaozy ry Jesoa, ny fanoloran-tenanay
Ka mba hisitrahanay ny fahasoavanao
Ref: Ry Tompo, tsy takatra takarina
'Lay fitiavanao ry Jesoa, ry Tomponay
Tahio ity firenenay ho vahoakanao
ntrh Mba hiadanany...
Ry Jesoa, ka ho tò aminay anie
jhpe Ny teny fikasanan'Avy Aminay
Ampianaro 'zahay tononkira.serasera.org ry Jesoa, ny hanoa ny sitrakao
Ka hahay ny hankatò, ho tia zcqt Anao tokoa
By Myhre Hajavolamena
A\C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
Ka mba hisitrahanay ny fahasoavanao
Ref: Ry Tompo, tsy takatra takarina
'Lay fitiavanao ry Jesoa, ry Tomponay
Tahio ity firenenay ho vahoakanao
ntrh Mba hiadanany...
Ry Jesoa, ka ho tò aminay anie
jhpe Ny teny fikasanan'Avy Aminay
Ampianaro 'zahay tononkira.serasera.org ry Jesoa, ny hanoa ny sitrakao
Ka hahay ny hankatò, ho tia zcqt Anao tokoa
By Myhre Hajavolamena
A\C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 1662
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 11/06/2018 11:57
