Tonga ilay Mesia (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana fihobiana hasandratsika syyhhyf anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly pqhpdmk avokoa
Fa nahazo famonjena dia ilay Jesoa
Ooouuuu ooouuuhhh ooouuuhhhhh
Aaaaahhhhh aahhh ahhhha ahhhh
Fifaliana fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo famonjena bfpubf dia ilay Jesoa
Tonga izao ny fotoana hiderana Anao
Dera laza hery haja hasandratray ho Anao
Fa mpamonjy no teraka ho Anao
Raiso ka tononkira.serasera.org hanjakao ny foko mendrika ho Anao
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny FitiavanaVangy : 1740
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miorahajavolamena28
Daty : 15/06/2018 09:29