Tonga ilay Mesia (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo famonjena dia ilay Jesoa

Ooouuuu ooouuuhhh tononkira.serasera.org ooouuuhhhhh
Aaaaahhhhh aahhh ahhhha ahhhh

Fifaliana fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho hgjjkpcw antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo famonjena dia ilay Jesoa

Tonga izao ny fotoana hiderana Anao
Dera laza hery haja hasandratray ho Anao
Fa mpamonjy no teraka ho Anao
Raiso ka fnbhhsb hanjakao ny foko mendrika ho Anao


Tonony sy pmxvqd feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4957