Tonga ilay Mesia (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao aiofp tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo aaexlt famonjena dia ilay Jesoa
Ooouuuu ooouuuhhh ooouuuhhhhh
Aaaaahhhhh aahhh ahhhha ahhhh
Fifaliana fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo famonjena dia tononkira.serasera.org ilay Jesoa
Tonga izao ny fotoana hiderana Anao
Dera laza hery haja hasandratray ho Anao
Fa mpamonjy no teraka ho Anao
Raiso wescp ka hanjakao ny foko mendrika ho Anao
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 1811
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : miorahajavolamena28
Date : 15/06/2018 09:29