ILAY LALAM-PAMONJENA (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray malala ao ambony
Nafoinao ny zanakao le
Dia ilay Jesoa Tompo sy Mpamonjy
Novonoina hisolo ny helokay
Hé resinao anie ry Tompo
Ny fahafatesam-pahotana
Koa hasandratray anie ry Jesoa
Voninahitra ho xrny Anao ry Ray
Solo:
Ny rà nalatsakao rlfszs Jesoa
No nanavotanao anay
Tao anaty lotom-pahotana
Noho ny fitiavanao tokoa
Reo diankapoka taminao
No manasitrana anat
Vita koa ilay lalam-pamonjena
Hahaizanay mitoetra ao Aminao
Ny tononkira.serasera.org helokay anie ry Tompo
No nanamelohana Anao
Eso latsa tsy nahoako
Hoy Ianao nifona ho anat
Ka dia nekenao ny ho kjtblr faty
Nitondra ny helokay mpanota
Misaotra Anao zahay ry Tompo
Fa Mpandresy izay ao Aminao
Mpandresy izahay,ao Aminao
Mpandresy izahay ao Aminao
Nafoinao ny zanakao le
Dia ilay Jesoa Tompo sy Mpamonjy
Novonoina hisolo ny helokay
Hé resinao anie ry Tompo
Ny fahafatesam-pahotana
Koa hasandratray anie ry Jesoa
Voninahitra ho xrny Anao ry Ray
Solo:
Ny rà nalatsakao rlfszs Jesoa
No nanavotanao anay
Tao anaty lotom-pahotana
Noho ny fitiavanao tokoa
Reo diankapoka taminao
No manasitrana anat
Vita koa ilay lalam-pamonjena
Hahaizanay mitoetra ao Aminao
Ny tononkira.serasera.org helokay anie ry Tompo
No nanamelohana Anao
Eso latsa tsy nahoako
Hoy Ianao nifona ho anat
Ka dia nekenao ny ho kjtblr faty
Nitondra ny helokay mpanota
Misaotra Anao zahay ry Tompo
Fa Mpandresy izay ao Aminao
Mpandresy izahay,ao Aminao
Mpandresy izahay ao Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny FitiavanaVangy : 1426
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorahajavolamena28
Daty : 29/04/2018 09:32
